Vono olona mahatsiravina tany Toliara

IMG_0603Nahitana tranga na vono olona mahatsiravina indray any Toliara, faritra Atsimo andrefana. Nisy ramatoa iray novonoin’olona tamin’ny fomba feno habibiana. Notapahan’izy ireo ny lohan’ity ramatoa ity ary navelan’izy ireo nifandroritan’ny alika sy biby.

Tsy mbola fantatra mazava hatreto ny tena antony nanosika ireo olon-dratsy nahatanteraka izao loza sy habibiana mahatsiravina izao.

Tsy mbola fantatry ny mpitandro filaminana ihany koa ireo mety ho nahavanona ity loza mahatsiravina ity. Mitebiteby tanteraka arak’izany ny mponina noho ny tsy fisian’ny fandriam-pahalemana.

lohan'olona2

IMG_0603

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s